# marina, dia marina tokoa Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity. # tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy any an-danitra Ny "tena mofo" dia sari-teny milaza an'i Jesosy. DH: "Ny Ray dia manome anareo ny Zanaka tahaka ilay tena mofo avy any an-danitra" # ny Raiko Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # manome fiainana ho an'izao tontolo izao "manome fiainana ara-panahy ho an'izao tontolo izao" # izao tontolo izao Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra eran-tany izay mahatoky an'i Jesosy.