plt_tn/jhn/02/17.md

28 lines
849 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# efa voasoratra
DH: "nisy olona nanoratra"
# ny tranonao
Ity teny ity dia maneho ny Tempoly, ny tranon'Andriamanitra.
# handevona
Ny teny hoe "handevona" dia sari-teny natao ho an'ny "afo." Ny fitiavan'i Jesosy ny Tempoly dia tahaka ny afo mirehitra ao Aminy.
# famantarana
Ity dia maneho tranga izay manaporofo fa marina ny zavatra iray.
# ireny zavatra ireny
Ity dia maneho ireo fihetsik'i Jesosy manoloana ireo mpanakalo vola tao an-tempoly.
# Ravao ity tempoly ity, fa ho hatsangako anatin'ny telo andro monja
Jesosy dia maneho ny tenany manokana tahaka ny Tempoly izay ho faty ka hitsangana indray afaka telo andro. Adikao amin'ny fomba izay maneho ny hoe nandrodana trano ka nanangana vaovao ity. Tsy mandidy ireo mpianany mba handrodana ny tempoly Jesosy.
# ho hatsangako
Izany dia midika hoe "manamboatra indray" na "manavao."