plt_tn/jer/50/11.md

24 lines
848 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mitsambikimbikina tahaka ny zanak'ondry eny amin'ny fihinanam-bilony ianareo
Io dia mampitaha ny vahoakan'i Babylona amin'ireo zanak'ondry mihazakazaka ampifaliana eny amin'ny fihinanam-bilona.
# maneno tahaka ny soavaly mahery ianareo
Io dia mampitaha ny hafalian'izy ireo amin'ny fifalian'ny soavaly mamoaka feo avo.
# Ka ho afa-baraka tokoa ny reninareo; izay niteraka anareo dia ho menatra
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny fahamenarana. Ny teny "reny" sy "izay niteraka" eto dia samy manondro an'i Babylonia sy ny tanànan'i Babylona.
# ho tany efitra, tany maina, ary tany hay
Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny fahamainana tanteraka an'ilay tany.
# hangovitra
mihorohoro noho ny tahotra
# hisiotsioka
manao feo toy ny an'ny bibilava izay midika ho tsy fankatoavana