plt_tn/jer/50/08.md

12 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tahaka ireo osilahy izay miala aloha
Io dia mampitaha ny olona izay notoloran'i Yaveh hevitra hiala faran'izay haingana tao Babylona sy ny ireo osilahy izay manana fahazarana hiala amin'ireo andiany.
# Ho samborina avy any i Babylona
"Ireo firenena dia hisambotra an'i Babylona"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.