plt_tn/jer/20/14.md

16 lines
396 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Yaveh i Jeremia.
# Aoka ho ozonina ny andro nahaterahako
DH: "hanozona ny andro nahatarehako"
# Aoka tsy ho tahiana ny andro izay nitondran'ny reniko ahy
DH: "Aza mitahy ny andro izay niterahin'ny reniko ahy."
# Aoka ho ozonina ilay lehilahy izay nampahafantatra ny raiko
DH: "hozony ilay lehilahy izay nampafantatra ny raiko"