# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Yaveh i Jeremia. # Aoka ho ozonina ny andro nahaterahako DH: "hanozona ny andro nahatarehako" # Aoka tsy ho tahiana ny andro izay nitondran'ny reniko ahy DH: "Aza mitahy ny andro izay niterahin'ny reniko ahy." # Aoka ho ozonina ilay lehilahy izay nampahafantatra ny raiko DH: "hozony ilay lehilahy izay nampafantatra ny raiko"