plt_tn/jer/07/05.md

44 lines
825 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo ny tenin'i Yaveh tamin'ireo vahoakan'i Joda.
# manamboatra ny lalanareo tokoa ianareo sady manao ny tsara
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3.
# raha tena manatanteraka feno ny rariny ... ianareo
"raha mitondra ny olona araka ny rariny ianareo"
# raha tsy manararaotra ilay mijanona ... ianareo
"manaja tsara ireo vahiny izay mijanona"
# kamboty
ankizy izay maty ny rainy
# aza mandatsa-dràn'olona tsy manan-tsiny
DH: "aza mamono olona tsy manan-tsiny."
# aza manaraka
DH: "aza manompo"
# ampahory ny tenanareo ihany
"mba tsy hisy zava-dratsy hitranga aminao"
# ity toerana ity
Io dia manondro ny tanin'Israely izay misy tempoly ho ivony.
# hamela anareo hitoetra
"hamela anao hiaina"
# ary ho mandrakizay
"ary mandrakizay amin'ny fotoana ho avy"