# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo ny tenin'i Yaveh tamin'ireo vahoakan'i Joda. # manamboatra ny lalanareo tokoa ianareo sady manao ny tsara Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3. # raha tena manatanteraka feno ny rariny ... ianareo "raha mitondra ny olona araka ny rariny ianareo" # raha tsy manararaotra ilay mijanona ... ianareo "manaja tsara ireo vahiny izay mijanona" # kamboty ankizy izay maty ny rainy # aza mandatsa-drĂ n'olona tsy manan-tsiny DH: "aza mamono olona tsy manan-tsiny." # aza manaraka DH: "aza manompo" # ampahory ny tenanareo ihany "mba tsy hisy zava-dratsy hitranga aminao" # ity toerana ity Io dia manondro ny tanin'Israely izay misy tempoly ho ivony. # hamela anareo hitoetra "hamela anao hiaina" # ary ho mandrakizay "ary mandrakizay amin'ny fotoana ho avy"