plt_tn/jer/02/35.md

36 lines
708 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# aho
"isika"
# efa niala tamiko tokoa ny hatezerany.
DH: "Azo antoka fa hijanona tsy ho tezitra amintsika Yaveh."
# hitsara
"hanasazy mafy"
# Nahoana no hamaivaninao ity fiovana tamin'ny fombanao ity?
Nibedy ireo Israelita Yaveh satria niala tamin'ny fanjakany izy ireo mba hitady fanampiana saingy tsy nahatoky an'Andriamanitra hanampy azy.
# hamaivanina
tsy miraharaha
# diso fanantenana
nalahelo na tsy faly satria tsy nanaiky hiaro azy ireo ny mpanjakan'i Egypta.
# Ho kivy ihany koa ianao hiala avy ao
DH: "Ho kivy ihany koa ianao hiala avy ao Egypta"
# kivy
nalahelo satria tsy nahazo ny fampanantenana fanampian'ny Egyptiana.
# ny tananao eo an-dohanao
Mampiseho olona misaona izany