plt_tn/jdg/20/15.md

16 lines
522 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# enina arivo sy roa alina
"26.000"
# fitonjato
"700"
# kavia
Ny olona kavia dia kinga kokoa amin'ny fampiasana ny tanany havia nohon'ny havanana.
# mahavita mitoraka singam-bolo amin'ny vaton'antsomady ka tsy mivena
Izany dia maneho ny hakingan'izy ireo rehefa mikendry sa mahavo ny tanjona. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "mahavita mikendry amin'ny vato eny na dia singam-bolo iray aza ary mahavoa izany" na "mahavita mikendry ny zavatra madinika tahaka ny volo amin'ny vato ary mahavoa izany"