# enina arivo sy roa alina "26.000" # fitonjato "700" # kavia Ny olona kavia dia kinga kokoa amin'ny fampiasana ny tanany havia nohon'ny havanana. # mahavita mitoraka singam-bolo amin'ny vaton'antsomady ka tsy mivena Izany dia maneho ny hakingan'izy ireo rehefa mikendry sa mahavo ny tanjona. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "mahavita mikendry amin'ny vato eny na dia singam-bolo iray aza ary mahavoa izany" na "mahavita mikendry ny zavatra madinika tahaka ny volo amin'ny vato ary mahavoa izany"