plt_tn/jdg/10/15.md

8 lines
310 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# andriamanitra tsy izy teo aminy
Azo adika mazava tsara izany andian-teny izany. DH: "andriamanitra tsy izy izay nananan'izy ireo"
# tsy zakan'i Yaveh intsony ny fahorian'Israely
Eto ny hoe "Israely" dia entina ilazana ny vahoakan'i Israely. DH: "Tsy tian'Andriamanitra hijaly intsony ny vahoakan'Israely"