# andriamanitra tsy izy teo aminy Azo adika mazava tsara izany andian-teny izany. DH: "andriamanitra tsy izy izay nananan'izy ireo" # tsy zakan'i Yaveh intsony ny fahorian'Israely Eto ny hoe "Israely" dia entina ilazana ny vahoakan'i Israely. DH: "Tsy tian'Andriamanitra hijaly intsony ny vahoakan'Israely"