36 lines
1.5 KiB
Markdown
36 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# Gala ... Ebeda
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 ireo anarana ireo.
|
||
|
|
||
|
# Iza moa i Abimeleka, ary iza i Sekema, no dia tokony hanompo azy isika?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa fanontaniana i Gala mba hanasongadinana fa tsy tokony hanompo an'i Abimeleka ny vahoakan'i Sekema. DH: "Tsy tokony hanompo an'i Abimeleka isika!"
|
||
|
|
||
|
# Iza moa i Abimeleka, ary iza i Sekema, no dia tokony hanompo azy isika?
|
||
|
|
||
|
Mitovy ihany ny dikan'ireo fanontaniana roa ireo. Nataon'i Gala bango tokana eto i "Abimeleka" sy "Sekema" satria avy any Sekema ny renin'i Abimeleka. DH: "Tsy tokony hanompo an'i Abimeleka isika, dia i Sekema izany!"
|
||
|
|
||
|
# Moa tsy zanak'i Jerobala ve izy? Moa tsy Zebola ve no lefiny?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa fanontaniana i Gala mba hanasongadinana fa tsy tokony hanompo an'i Abimeleka ny vahoakan'i Sekema. DH: "Zanak'i Jerobala fotsiny ihany izy, ary lefiny fotsiny ihany i Zebola."
|
||
|
|
||
|
# Jerobala
|
||
|
|
||
|
Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:31.
|
||
|
|
||
|
# Zebola
|
||
|
|
||
|
Anaran-dehilahy izany.
|
||
|
|
||
|
# Tompoy ny olon'i Hamora, dia ny rain'i Sekema izany!
|
||
|
|
||
|
Ny tian'i Gala hambara dia hoe tokony hanompo ireo taranaka avy any Hamora ny vahoakan'i Sekema, dia ireo izay tena Kananita, fa tsy hanompo olona izay Israelita ny rainy.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana isika no tokony hanompo an'i Abimeleka?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa fanontaniana i Gala mba hanasongadinana fa tsy tokony hanompo an'i Abimeleka ny vahoakan'i Sekema. DH: "Tsy tokony hanompo an'i Abimeleka isika!"
|
||
|
|
||
|
# Iriako mba teo ambany fifehezako ity vahoaka ity
|
||
|
|
||
|
"Iriako mba izaho no nanapaka ny vahoakan'i Sekema"
|