plt_tn/jdg/06/11.md

24 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Eto izany teny izany dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara. Manomboka fizaranavaovao ny mpanoratra eto.
# ny anjelin'i Yaveh
Ao amin'ny 6:11-24 dia niseho tamin'i Gideona tamin'ny endrika anjely i Yaveh. D.H: "Yaveh, izay niseho tahaka ny anjely;" na "Yaveh"
# Ofra
Anarana tanàn-dehibe izany.
# Abiezrita
Vondron'olona nampitondraina ny anaran'i Abiezera razamben'izy ireo izany.
# nively vary tamin'ny fikapohana izany teo amin'ny tany
Izany dingana izany dia antsoina hoe "fivelezana." Nively ny varim-bazaha tamin'ny tany i Gideona mba hanasarahina ny vary amin'ny tahony.
# Niseho taminy
"nankany aminy"