# Ary Eto izany teny izany dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara. Manomboka fizaranavaovao ny mpanoratra eto. # ny anjelin'i Yaveh Ao amin'ny 6:11-24 dia niseho tamin'i Gideona tamin'ny endrika anjely i Yaveh. D.H: "Yaveh, izay niseho tahaka ny anjely;" na "Yaveh" # Ofra Anarana tanĂ n-dehibe izany. # Abiezrita Vondron'olona nampitondraina ny anaran'i Abiezera razamben'izy ireo izany. # nively vary tamin'ny fikapohana izany teo amin'ny tany Izany dingana izany dia antsoina hoe "fivelezana." Nively ny varim-bazaha tamin'ny tany i Gideona mba hanasarahina ny vary amin'ny tahony. # Niseho taminy "nankany aminy"