24 lines
806 B
Markdown
24 lines
806 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manoritsoritra ny fomba handringanan'i Yaveh ny vahoakan'i Joda i Isaia. (Jereo: 30:12)
|
||
|
|
||
|
# Ho vakiany...izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "izany" dia manondro ilay silaky ny manda izay efa hianjera. Ny silaky ny manda dia sarinteny izay manambara ny vahoakan'i Joda sy ny fahotan'izy ireo nolazaina tao amin'ny 30:12.
|
||
|
|
||
|
# ny fahavakisan'ny lovian'ny mpanefy tanimanga
|
||
|
|
||
|
Io fampitahana io dia midika fa ho vaky faingana ary tanteraka tahaka ny siny tanimanga izay mianjera amin'ny tany ilay silaka manda.
|
||
|
|
||
|
# mpanefy tanimanga
|
||
|
|
||
|
Ny mpanefy tanimanga dia olona izay manao vilany sy siny amin'ny tanimanga.
|
||
|
|
||
|
# ho hita eo
|
||
|
|
||
|
DH: "tsy misy olona ho afaka mahita" na "tsy hisy"
|
||
|
|
||
|
# afo avy ao am-patana
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "afo" eto dia manondro ny lavenona. DH: "lavenona avy ao amin'ny fitoeran'afo"
|