# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manoritsoritra ny fomba handringanan'i Yaveh ny vahoakan'i Joda i Isaia. (Jereo: 30:12) # Ho vakiany...izany Eto ny hoe "izany" dia manondro ilay silaky ny manda izay efa hianjera. Ny silaky ny manda dia sarinteny izay manambara ny vahoakan'i Joda sy ny fahotan'izy ireo nolazaina tao amin'ny 30:12. # ny fahavakisan'ny lovian'ny mpanefy tanimanga Io fampitahana io dia midika fa ho vaky faingana ary tanteraka tahaka ny siny tanimanga izay mianjera amin'ny tany ilay silaka manda. # mpanefy tanimanga Ny mpanefy tanimanga dia olona izay manao vilany sy siny amin'ny tanimanga. # ho hita eo DH: "tsy misy olona ho afaka mahita" na "tsy hisy" # afo avy ao am-patana Ny teny hoe "afo" eto dia manondro ny lavenona. DH: "lavenona avy ao amin'ny fitoeran'afo"