8 lines
356 B
Markdown
8 lines
356 B
Markdown
|
# Mandra-pahafoana ireo tanàna ka tsy hisy mponina, ary ireo trano tsy hisy olona, ary ny tany ho lao
|
||
|
|
||
|
"Mandra-paharava ny tanàna sy ny trano rehetra ka tsy hisy hipetraka ao"
|
||
|
|
||
|
# mandra-pandefasan'i Yaveh lavitra an'ireo vahoaka, ka ho manirery tokoa ilay tany
|
||
|
|
||
|
DH: "mandra-pandefasako, Izaho, ny olona rehetra lavitry ny taniny, mba tsy hisy ho tavela"
|