# Mandra-pahafoana ireo tanàna ka tsy hisy mponina, ary ireo trano tsy hisy olona, ary ny tany ho lao "Mandra-paharava ny tanàna sy ny trano rehetra ka tsy hisy hipetraka ao" # mandra-pandefasan'i Yaveh lavitra an'ireo vahoaka, ka ho manirery tokoa ilay tany DH: "mandra-pandefasako, Izaho, ny olona rehetra lavitry ny taniny, mba tsy hisy ho tavela"