24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# ny fahatezeran'i Yaveh dia mirehitra
|
||
|
|
||
|
Resahin'Isaia toy ny hoe afo ny fahatezeran'i Yaveh. DH: "Tezitra mafy Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Efa naninjitra ny tanany hanohitra azy ireo ary efa nanasazy azy ireo Izy
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpaminany toy ny hoe efa nitranga sahady ny ho avy. Manao izany izy mba hanindiana fa hitranga tokoa ilay faminaniana. DH: "hanafy azy ireo amin'ny tanany mahery Izy"
|
||
|
|
||
|
# Efa naninjitra ny tanany hanohitra azy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery sy fahefan'Andriamanitra. DH: "nampiseho ny heriny tamin'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ny fatin'izy ireo dia tahaka ny fako eny an-dalana
|
||
|
|
||
|
Ny faty dia avela hitsilanilany eny an-dalalana toy y fako. Misy hevitra ambadika izany fa ho faty izy ireo saingy tsy hisy handevina azy ireo. Ny teny hoe "fako" dia azo adika hoe "tay" na "maloto" ihany koa.
|
||
|
|
||
|
# Amin'izany zavatra rehetra izany, dia tsy mbola miafana ny hatezerany; fa kosa, mbola mihinjitra ihany ny tanany
|
||
|
|
||
|
"Na dia nitranga aza ireo zavatra rehetra ireo, dia mbola tezitra ihany Izy, ary ny tanany"
|
||
|
|
||
|
# mbola mihinjitra ihany ny tanany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tanana" dia maneho ny hery sy fahefan'Andriamanitra. Yaveh sia resahin'Isaia toy ny hoe olona izay hamely olon-kafa aminy totohondriny. DH: "mbola vonona ny hanafy azy ireo ihany Izy"
|