plt_tn/isa/05/24.md

12 lines
637 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tahaka ny lela afo mandevona ny mololo, ary tahaka ny ahitra maina levon'ny afo
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Hanafay ireo olona nofaritana tao amin'ny 5:18 Andriamanitra. DH: "tahaka ny fandoran'ny afo ny mololo sy ny ahitra maina"
# mololo
"tahom-bary maina." Ilazana ny ampahany amin'ny zava-maniry izay avela ho faty eny an-tanimboly aorian'ny nanangonan'ny mpamboly ny sakafo izany.
# dia ho lo ny fakan'ireo, ary hanidina tahaka ny vovoka ireo felany
Resahin'Isaia toy ny hoe zava-maniry ho faty ny vahoaka. DH: "ho faty tahaka ny zava-maniry izay lo faka sy tsofin'ny rivotra ny felany izy ireo"