16 lines
735 B
Markdown
16 lines
735 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka.
|
||
|
|
||
|
# Nandrefy ny tany
|
||
|
|
||
|
Mety midika hoe 1) nohadihadiana teny rehetra teny mba hambaboana azy mialohan'ny hitsinjarana izany any amin'ny governora izy na 2) nataony maina izy.
|
||
|
|
||
|
# Tendrombohitra maharitra mandrakizay ... havoana tsy manam-pahataperana
|
||
|
|
||
|
"Tendrombohitra izay efa nisy tany am-piandohan'ny fotoana ... Havoana izay misy hatramin'ny fiafaran'ny fotoana." Raha tsy misy fahasamihafany ireo fitenenanareo ireo amin'ny "havoana" sy "tendrombohitra" na amin'ny "mandrakizay" sy "tsy manam-pahataperana," afaka adikanao toy nataonareo ao amin'ny ULB.
|
||
|
|
||
|
# Nietry
|
||
|
|
||
|
Amin'ny mpiankohoka amin'Andriamanitra. "Nofongarina tamin'ny tany"
|