plt_tn/gen/49/19.md

20 lines
734 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Gada ... Asera ... Naftaly
Ilazana ireo taranaky ny lehilahy tsirairay izany.
# eo amin'ny ombelahin-tongon'izy ireo
Eto ny "ombelahin-tongotra" dia ilazana ireo mpanafika izay mitsoaka an'ireo taranak'i Gada.
# Ho tsara ny sakafo
Eto "ny tsara" dia ilazana hoe "matsiro"
# Naftaly dia diera vavy novahana
Miresaka ny taranak'i Naftaly toy ny diera vavy novahana ka afaka mihazakazaka i Jakoba. Mety manasongadina izany fa hiova ho mpitondra hafatra izy ireo. DH: "Ho tahaka ny diera vavy afaka ireo taranak'i Naftaly"
# hanana biby tsara tarehy
zanaka diera no lazainy amin'izany. Ny tena dikan'ny teny Hebreo dia tsy mazava loatra. Misy dikan-teny sasany mandika izany hoe "manana teny tsara" na "miresaka zavatra tsara"