# Gada ... Asera ... Naftaly Ilazana ireo taranaky ny lehilahy tsirairay izany. # eo amin'ny ombelahin-tongon'izy ireo Eto ny "ombelahin-tongotra" dia ilazana ireo mpanafika izay mitsoaka an'ireo taranak'i Gada. # Ho tsara ny sakafo Eto "ny tsara" dia ilazana hoe "matsiro" # Naftaly dia diera vavy novahana Miresaka ny taranak'i Naftaly toy ny diera vavy novahana ka afaka mihazakazaka i Jakoba. Mety manasongadina izany fa hiova ho mpitondra hafatra izy ireo. DH: "Ho tahaka ny diera vavy afaka ireo taranak'i Naftaly" # hanana biby tsara tarehy zanaka diera no lazainy amin'izany. Ny tena dikan'ny teny Hebreo dia tsy mazava loatra. Misy dikan-teny sasany mandika izany hoe "manana teny tsara" na "miresaka zavatra tsara"