plt_tn/gen/49/09.md

16 lines
584 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Joda dia zana-diona
Miresaka an'i Joda toy ny zana-diona i Jakoba. Manindry ny herin'i Joda i Jakoba. DH: "Toy ny liona tanora i Joda" (UDB)
# Ry zanako lahy, niakatra tamin'ireo fandresenao ianao
"ianao, ry zanako lahy, dia niverina avy tamin'ny fihinanana ny hazanareo"
# toy ny liona
Nampitahy an'i Joda tamin'ny liona vavy ihany koa i Jakoba. Ny liom-bavy no voalohany amin'ny fihazana sy ny fiarovana ireo zanany.
# Iza no hahasahy hamoha azy?
Nampiasa izany fanontaniana izany Jakoba mba hanindrina ny fahatahoran'ny olona an'i Joda. DH: "Tsy misy olona te hamoha azy"