# Joda dia zana-diona Miresaka an'i Joda toy ny zana-diona i Jakoba. Manindry ny herin'i Joda i Jakoba. DH: "Toy ny liona tanora i Joda" (UDB) # Ry zanako lahy, niakatra tamin'ireo fandresenao ianao "ianao, ry zanako lahy, dia niverina avy tamin'ny fihinanana ny hazanareo" # toy ny liona Nampitahy an'i Joda tamin'ny liona vavy ihany koa i Jakoba. Ny liom-bavy no voalohany amin'ny fihazana sy ny fiarovana ireo zanany. # Iza no hahasahy hamoha azy? Nampiasa izany fanontaniana izany Jakoba mba hanindrina ny fahatahoran'ny olona an'i Joda. DH: "Tsy misy olona te hamoha azy"