plt_tn/gen/45/14.md

16 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Namihina ny vozon'i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany, ary Benjamina nitomany teo amin'ny vozony
"Namihina an'i Benjamina rahalahiny i Josefa, ary samy nitomany izy ireo"
# Nanoroka ny rahalahiny rehetra izy
fomba ny manoroka ny havana tiana na mamihina azy ireny
# nitomany teo amin'izy ireo
Ny heviny dia hoe nitomany i Josefa raha nanoroka azy ireo.
# Tao aorian'izay dia niresaka taminy ireo rahalahiny
Vao haingana teo no natahotra mafy ny hiresaka aminy izy ireo. Izao kosa dia mahatsapa izy ireo fa afaka miresaka an-kalalahana. Ny tena hevitr'izany fanambarana izany dia afaka atao mazava. DH: "Tao aorian'izay dia niresaka an-kalalahana taminy ireto rahalahiny"