plt_tn/gen/45/09.md

16 lines
714 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Faingàna ary miakara any amin'ny raiko
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "miakatra" rehefa miresaka ny mandeha avy any Egypta mankany Kanana. DH: "miverena mankany amin'ny raiko"
# lazao aminy hoe: 'Izao no ambaran'i Josefa zanakao: "Nataon'Andriamanitra ... izay anananao rehetra
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: " lazao azy izay lazaiko hoe: 'Andriamanitra efa ... izay anananao rehetra"
# Midina aty amiko
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta. DH: "Mankanesa aty amiko"
# tonga aminareo ny fahantrana
Miresaka ny "fahantrana" toy ny lahatra izany itodihana izany. DH: "mandany" na "mosarena"