# Faingàna ary miakara any amin'ny raiko Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "miakatra" rehefa miresaka ny mandeha avy any Egypta mankany Kanana. DH: "miverena mankany amin'ny raiko" # lazao aminy hoe: 'Izao no ambaran'i Josefa zanakao: "Nataon'Andriamanitra ... izay anananao rehetra Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: " lazao azy izay lazaiko hoe: 'Andriamanitra efa ... izay anananao rehetra" # Midina aty amiko Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta. DH: "Mankanesa aty amiko" # tonga aminareo ny fahantrana Miresaka ny "fahantrana" toy ny lahatra izany itodihana izany. DH: "mandany" na "mosarena"