plt_tn/gen/43/11.md

32 lines
1012 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Raha izany, dia ataovy izao
"Raha tsy manan-tsafidy afa-tsy izay isika, dia izao atao"
# Midina ary mitondrà
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta.
# balsama
menaka manim-pofona nampiasaina hitsaboana na hiarovana hoditra. Jereo ny nandikanao izany teny izany ao amin'ny 37:25. DH: "fanafody"
# "zavatra manim-pofona"
"hanitra." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 37:25.
# voanjo
voan-dratsakazo kely
# zava-manitra
hazo manim-pofona
# Ataovy avo roa heny ny vola eo an-tananareo
Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. DH: "Ataovy avo roa heny ny vola entinareo"
# Ny vola izay naverina tao amin'ny vavan'ny kitaponareo, dia ento miverina eny an-tananareo indray
Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. Ny andian-teny "izay naverina" dia afaka atao hoe : DH: "ento miverina mankany Egypta ny vola izay nataon'ny olona tao anaty lasakanareo"