# Raha izany, dia ataovy izao "Raha tsy manan-tsafidy afa-tsy izay isika, dia izao atao" # Midina ary mitondrĂ  Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta. # balsama menaka manim-pofona nampiasaina hitsaboana na hiarovana hoditra. Jereo ny nandikanao izany teny izany ao amin'ny 37:25. DH: "fanafody" # "zavatra manim-pofona" "hanitra." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 37:25. # voanjo voan-dratsakazo kely # zava-manitra hazo manim-pofona # Ataovy avo roa heny ny vola eo an-tananareo Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. DH: "Ataovy avo roa heny ny vola entinareo" # Ny vola izay naverina tao amin'ny vavan'ny kitaponareo, dia ento miverina eny an-tananareo indray Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. Ny andian-teny "izay naverina" dia afaka atao hoe : DH: "ento miverina mankany Egypta ny vola izay nataon'ny olona tao anaty lasakanareo"