plt_tn/gen/41/53.md

8 lines
314 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo amin'ny tany rehetra
Manerana ireo firenena rehetra any an-dafin'i Egypta, tafiditra ao anatin'izany ny taninin'i Kanana.
# kanefa nisy sakafo kosa teo amin'ny tanin'i Egypta rehetra
Midika izany fa nisy ny sakafo satria i Josefa nandidy ny olony mba hanangona ny sakafo nandritra ireo taona fito tsara.