# teo amin'ny tany rehetra Manerana ireo firenena rehetra any an-dafin'i Egypta, tafiditra ao anatin'izany ny taninin'i Kanana. # kanefa nisy sakafo kosa teo amin'ny tanin'i Egypta rehetra Midika izany fa nisy ny sakafo satria i Josefa nandidy ny olony mba hanangona ny sakafo nandritra ireo taona fito tsara.