plt_tn/gen/41/17.md

20 lines
638 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# indro, nitsangana (...) aho
Mampiasa ny teny hoe "indro" Farao mba hisarihana ny fifantohan'i Josefa amin'ny fampahafantarana tsy ampoizina.
# ny sisin'i Neily
Tany somary avo eo amin'ny sisin'ny reniranon'i Neily izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:1. DH: "eo anilan'i Neily"
# Indro, nisy omby vavy fito
Mampiasa ny teny hoe "indro" Farao mba hisarihana ny fifantohan'i Josefa amin'ny fampahafantarana tsy ampoizina.
# matavy sy mampitsiriritra
"salama sy tsara fahana." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:1.
# niraoka vilona teo amin'ny sisiny
"nihinam-bilona teo aminy hai-maitso teo amin'ny sisin'ny ony"