# indro, nitsangana (...) aho Mampiasa ny teny hoe "indro" Farao mba hisarihana ny fifantohan'i Josefa amin'ny fampahafantarana tsy ampoizina. # ny sisin'i Neily Tany somary avo eo amin'ny sisin'ny reniranon'i Neily izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:1. DH: "eo anilan'i Neily" # Indro, nisy omby vavy fito Mampiasa ny teny hoe "indro" Farao mba hisarihana ny fifantohan'i Josefa amin'ny fampahafantarana tsy ampoizina. # matavy sy mampitsiriritra "salama sy tsara fahana." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 41:1. # niraoka vilona teo amin'ny sisiny "nihinam-bilona teo aminy hai-maitso teo amin'ny sisin'ny ony"