plt_tn/gen/39/16.md

24 lines
759 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tompony
"ny tompon'i Josefa." Ilazana an'i Potifara izany.
# Niteny taminy izao fanazavana izao izy
"Toy izao no nanazavany azy"
# nentina(o) ho antsika
Ny teny hoe "antsika" dia ilazana an'i Potifara, ny vadiny, ary ny sisa amin'ny ankohonany.
# niditra tato haniratsirara ahy
"niditra tato nanao adalana tamiko." Eto, ny teny hoe "haniratsirara" dia fanalefahan-kevitra ho an'ny "hisambotra sy hiara-mandry." DH: "niditra tao amin'izay nisy ahy ary nikasa ny hanery ahy hiara-mandry aminy" (UDB)
# Ary
"Avy eo." Mampiasa izany andian-teny izany ny vadin'i Potifara hanamarihana ny tranga manaraka izay mahakasika ny fitantarany momba ny fikasan'i Josefa hiara-mandry aminy.
# nandositra tany ivelany
"nihazakazaka faingana hivoaka ny trano"