# ny tompony "ny tompon'i Josefa." Ilazana an'i Potifara izany. # Niteny taminy izao fanazavana izao izy "Toy izao no nanazavany azy" # nentina(o) ho antsika Ny teny hoe "antsika" dia ilazana an'i Potifara, ny vadiny, ary ny sisa amin'ny ankohonany. # niditra tato haniratsirara ahy "niditra tato nanao adalana tamiko." Eto, ny teny hoe "haniratsirara" dia fanalefahan-kevitra ho an'ny "hisambotra sy hiara-mandry." DH: "niditra tao amin'izay nisy ahy ary nikasa ny hanery ahy hiara-mandry aminy" (UDB) # Ary "Avy eo." Mampiasa izany andian-teny izany ny vadin'i Potifara hanamarihana ny tranga manaraka izay mahakasika ny fitantarany momba ny fikasan'i Josefa hiara-mandry aminy. # nandositra tany ivelany "nihazakazaka faingana hivoaka ny trano"