plt_tn/gen/32/13.md

20 lines
487 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# roan-jato
"200"
# roa-polo ... telo-polo ... efa-polo ... folo
"20 ... 30 ... 40 ... 10"
# ary ireo zana-borikiny
"ireo zanany"
# Natolony ireo mba ho eo an-tanan'ny mpanompony, ny andiany tsirairay avy
Eto ny "ho eo an-tanan'ny" dia midika hoe manome fahefana azy ireo. DH: "nizara izany ho andiany kely izy, ary nanomeny mpanompony tsirairay fahefana eo amin'ny andiany" (UDB)
# asio elanelana isaky ny andiam-biby
"Avelao hisy elanelana eo amin'ny fandehanan'ny andiany"