# roan-jato "200" # roa-polo ... telo-polo ... efa-polo ... folo "20 ... 30 ... 40 ... 10" # ary ireo zana-borikiny "ireo zanany" # Natolony ireo mba ho eo an-tanan'ny mpanompony, ny andiany tsirairay avy Eto ny "ho eo an-tanan'ny" dia midika hoe manome fahefana azy ireo. DH: "nizara izany ho andiany kely izy, ary nanomeny mpanompony tsirairay fahefana eo amin'ny andiany" (UDB) # asio elanelana isaky ny andiam-biby "Avelao hisy elanelana eo amin'ny fandehanan'ny andiany"