plt_tn/gen/31/54.md

12 lines
594 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niantso ireo havany mba hihinana
Ny fiarahana misakafo dia tafiditra ao anatin'ny fanaovana fifanekena amin'ny hafa. Ny tena hevitr'izany dia azo atao mazava.
# Vao mangiran-dratsy ... niverina nankany an-tranony Labana
Ny andininy 55 no andininy voalohany ao amin'ny toko faha 32 ao amin'ny lahatsoratra Hebreo niaingana, kanefa andininy farany ao amin'ny 31 ao amin'ireo Baiboly taty aoriana. Ny soso-kevitra avy aminay dia ny hanarahanao ny fanisana ao amin'ireo Baiboly amin'ny tenim-pirenenao.
# nitso-drano
Ny heviny dia milaza faniriana sy tombotsoa tsara hitranga amin'ny olona.