# niantso ireo havany mba hihinana Ny fiarahana misakafo dia tafiditra ao anatin'ny fanaovana fifanekena amin'ny hafa. Ny tena hevitr'izany dia azo atao mazava. # Vao mangiran-dratsy ... niverina nankany an-tranony Labana Ny andininy 55 no andininy voalohany ao amin'ny toko faha 32 ao amin'ny lahatsoratra Hebreo niaingana, kanefa andininy farany ao amin'ny 31 ao amin'ireo Baiboly taty aoriana. Ny soso-kevitra avy aminay dia ny hanarahanao ny fanisana ao amin'ireo Baiboly amin'ny tenim-pirenenao. # nitso-drano Ny heviny dia milaza faniriana sy tombotsoa tsara hitranga amin'ny olona.