plt_tn/gen/29/28.md

16 lines
493 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia nataon'i Jakoba izany, ka notanterahany ny herinandron'i Lea
''ary Jakoba dia nanao izay nasain'i Labana natao, ary namita ny fankalazana ny erinandrom-panambadian'i Lea''
# Bila
Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany.
# nandry tamin'i Rahely Jakoba
Fomba mihaja ilazana fa nanana fifandraisana ara-panambadiana izy ireo. DH: "Nanambady an'i Rahely i Jakoba" (UDB)
# fa tiany Rahely
Eto ny teny hoe ''tia'' dia ilazana ny fifanintonan'ny fo eo amin'ny lehilahy sy vehivavy iray.