# Dia nataon'i Jakoba izany, ka notanterahany ny herinandron'i Lea ''ary Jakoba dia nanao izay nasain'i Labana natao, ary namita ny fankalazana ny erinandrom-panambadian'i Lea'' # Bila Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. # nandry tamin'i Rahely Jakoba Fomba mihaja ilazana fa nanana fifandraisana ara-panambadiana izy ireo. DH: "Nanambady an'i Rahely i Jakoba" (UDB) # fa tiany Rahely Eto ny teny hoe ''tia'' dia ilazana ny fifanintonan'ny fo eo amin'ny lehilahy sy vehivavy iray.