plt_tn/gen/28/08.md

32 lines
609 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Esao izany.
# hitan'i Esao
''nahatsapa i Esao''
# tsy nankasitraka ireo vehivavy avy any Kanàna i Isaka rainy
''Isaka rainy dia tsy nanaiky ireo vehivavy avy any Kanàna''
# ireo vehivavy avy any Kanàna
''ireo zazavavy avy any Kanana'' na ''ireo vehivavy kananita''
# Koa
''noho izany''
# ankoatra ireo vady izay efa nananany
''ho fanampin'ireo vady izay efa nananany''
# Mahalota
Anaran'ny iray amin'ireo zanaka vavin'i Ismaela izany.
# Nebaiota
Anaran'ny iray amin'ireo zanaka lahin'i Ismaela izany.