# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Esao izany. # hitan'i Esao ''nahatsapa i Esao'' # tsy nankasitraka ireo vehivavy avy any Kanàna i Isaka rainy ''Isaka rainy dia tsy nanaiky ireo vehivavy avy any Kanàna'' # ireo vehivavy avy any Kanàna ''ireo zazavavy avy any Kanana'' na ''ireo vehivavy kananita'' # Koa ''noho izany'' # ankoatra ireo vady izay efa nananany ''ho fanampin'ireo vady izay efa nananany'' # Mahalota Anaran'ny iray amin'ireo zanaka vavin'i Ismaela izany. # Nebaiota Anaran'ny iray amin'ireo zanaka lahin'i Ismaela izany.