plt_tn/gen/27/11.md

13 lines
443 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# lehilahy malama hoditra aho
"lehilahy manana hoditra malama aho" na "tsy voloina aho"
# ka hahita ahy ho toy ny mpamitaka izy
"koa dia hihevitra izy fa mpandainga aho'' na ''dia ho fantany fa mamitaka azy aho''
# Hitondra ozona amin'ny tenako aho fa tsy tso-drano
Ny voaozona na voatahy dia resahina toy ny zavatra izay azo apetraka eo amin'ny olona ny ozona sy ny fitahiana.
DH: "Ary noho izany dia, hanozona fa tsy hitahy ahy izy''