# lehilahy malama hoditra aho "lehilahy manana hoditra malama aho" na "tsy voloina aho" # ka hahita ahy ho toy ny mpamitaka izy "koa dia hihevitra izy fa mpandainga aho'' na ''dia ho fantany fa mamitaka azy aho'' # Hitondra ozona amin'ny tenako aho fa tsy tso-drano Ny voaozona na voatahy dia resahina toy ny zavatra izay azo apetraka eo amin'ny olona ny ozona sy ny fitahiana. DH: "Ary noho izany dia, hanozona fa tsy hitahy ahy izy''