plt_tn/gen/26/21.md

24 lines
657 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary dia nihady lavaka izy ireo
"Ary dia nihady lavaka ireo mpanompon'i Isaka"
# nifanditra izy ireo
"ireo mpiandry ombin'i Gerara dia nifanditra tamin'ny mpiandry ombin'i Isaka"
# koa dia nomeny (anarana hoe ...) izany
"koa dia nomen'i Isaka (anarana hoe ...) izany"
# Sitna
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny dikan'ny Sitna dia 'manohitra' na 'miampanga.'''
# Rehobota
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Rehobota dia midika 'manamboatra efitra ho an'i' na 'toerana foana.'''
# nanamboatra ... isika
niteny ho azy sy ho an'ireo ankohonany Isaka.