# Ary dia nihady lavaka izy ireo "Ary dia nihady lavaka ireo mpanompon'i Isaka" # nifanditra izy ireo "ireo mpiandry ombin'i Gerara dia nifanditra tamin'ny mpiandry ombin'i Isaka" # koa dia nomeny (anarana hoe ...) izany "koa dia nomen'i Isaka (anarana hoe ...) izany" # Sitna Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny dikan'ny Sitna dia 'manohitra' na 'miampanga.''' # Rehobota Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana hoe Rehobota dia midika 'manamboatra efitra ho an'i' na 'toerana foana.''' # nanamboatra ... isika niteny ho azy sy ho an'ireo ankohonany Isaka.